DELEGASIONAM-PARITRY NY CONTROLE FINANCIER AMORON'I MANIA - 'GROUPE TECHNIQUE ELARGI DES FINANCES PUBLIQUES' (GTEFP) AMORON'I MANIA
π
ππππππ ππππππ'π πππππ __ Ny Delegasionam-paritry ny ContrΓ΄le Financier Amoron'i Mania #DRCF_AMM izay tarihan'i Ramatoa RAHETLAH Vololona Oliva dia π¦π©π’π€ππ¦πππ§π π¬π² π¦ππ§ππ«ππ² ππ§π£ππ«π πππ§π¨ amin'ireo asa sahanin'ny 'Groupe Technique Elargi des Finances Publiques' (GTEFP) Amoron'i Mania.
Anisan'ny dingana nirosoan'izy ireo ny fananganana ny Β« Groupe de Travail RΓ©gional dβAmoronβi Mania β GTR-AMM Β» nandritra ny fihaonana izay natao ny alarobia 14 febroary 2024 tao aminβny biraonβny Delegasionam-paritry ny ContrΓ΄le Financier.
Ny GTR - AMM moa no hisahana manomboka izao ny fandrindrana sy ny fanaraha-maso ny asa rehetra ao anatin'ny sehatry ny 'Fonds Commun de l'Education' (FCE) eny anivon'ny faritra Amoron'i Mania, ho fanatsarana ny rafi-panabeazana sy ny rafi-pampianarana ara-teknika ary arak'asa any amin'iny faritra iny.