๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ __ ๐๐ข๐ง๐ข๐ค'๐๐ฌ๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ค๐๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐
Nisy ny dinik'asa mahakasika ireo '๐๐จ๐ฅ๐ฅ๐๐๐ญ๐ข๐ฏ๐ข๐ญรฉ๐ฌ ๐๐๐ซ๐ซ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐๐ฅ๐๐ฌ ๐รฉ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐๐ฅ๐ข๐ฌรฉ๐๐ฌ' (๐๐๐) sy '๐๐๐ซ๐ฏ๐ข๐๐๐ฌ ๐๐๐ซ๐ซ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐๐ฎ๐ฑ ๐รฉ๐๐จ๐ง๐๐๐ง๐ญ๐ซรฉ๐ฌ' (๐๐๐) izay nifanaovan'ny delegem-paritry ny Contrรดle Financier Melaky, Andriamatoa RAMANANJARA Ndriatsarafara, sy ny avy ao aminโny Trรฉsorerie Gรฉnรฉrale Maintirano ny alarobia 20 martsa 2024, tao amin'ny biraon'ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #DRCF_Melaky
Ankoatra ny fampitoviana ny fomba fijery mba ho fandrindrana hatrany ny fiaraha-miasa efa misy eo amin'ny roa tonta dia nisongadina ihany koa ny hanomezana fiofanana iraisana ho an'ireo 'acteurs budgรฉtaires' eny anivon'ireo CTD sy STD any aminโny faritra.
Tanjona amin'izany ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fahalalan'izy ireo ny andinin-dalร na sy fepetra manan-kery amin'ny fikirakirana ireo anton-taratasy ilaina eo amin'ny lafin'ny fitantanana sy fampiasana ny volam-panjakana.