DRCF_ANOSY Fanatsarana ny fomba fiasa anatiny.
π¬πππππ πππππππππππ πππππππ ππ πππππ πππππ eo anivonβny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_ANOSY mba
πππππππππ'ππππ πππππ ππππππππ πππππππππ ππ ππππππππ'πππ ππ ππ πππππππ ππππππ ππ πππ πππ ππππ
ππππ ππππ'ππ ππππππππ
π dia nitondra fiofanana anatiny mahakasika ireo fitsipi-pitondran-tena takiana aminβny mpiasam-panjakana araka ny voalaza ao amin'ny didim-panjakana mifehy izany, ho an'ireo mpiara-miasa aminy ny delegem-paritry ny ContrΓ΄le Financier, Andriamatoa RANAIVOJAONA Solo.
π nisongadina taminβizany ny fampatsiahivana ireo fihetsika sy fanao takiana aminβizy ireo eo am-panatanterahana ny asa fanaraha-maso sahaninβizy ireo, ary ny fitandroana ny hasinβizany asa izany.
Tsy nanadino ny nanavao ireo toro-lalana enti-miasa na βstandards de serviceβ eo anivonβny DRCF izy ireo, toy ny fanatsarana ny vata fandraisan-kevitra sy fitarainana ary ny fanavaozana ny fanoroana ny misy ireo birao hatonina.