'๐๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ ๐
๐ข๐ง๐๐ง๐๐ข๐๐ซ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐ ๐รฉ๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ฉ๐ฉ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ' ___ ๐ฅ '๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'
Nandray anjara tamin'ny hetsika "๐๐ฒ ๐๐ฌ๐๐ค๐จ ๐ซ๐๐ก๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐จ" ny avy eto aminโny Direction Gรฉnรฉrale du Contrรดle Financier Madagascar. Hetsika izay nentina nampahafantarana amin'ny mpianatra Malagasy ireo sehatrโasa misy eto Madagasikara.
Ramatoa RAFANOMEZANA Naomy, mpanara-maso eto anivon'ny DGCF, no nitondra fanazavana mahakasika ny tontolon'ny asa fanaraha-maso ny fitantanam-bolam-panjakana taminโireo mpianatry ny 'Lycรฉe Nanisana'
Nahaliana tanteraka ireo mpianatra ny famelabelarana izay natao ary tsy nisalasala nametraka fanontaniana mahakasika ny Contrรดle Financier izy ireo.
Mpikarakara: Rotary Club AINGA / Daty: Alarobia 10 aprily 2024