๐ฅ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ __ ๐
๐ข๐ก๐๐จ๐ง๐๐งa ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐
๐ฅ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ __ ๐
๐ข๐ก๐๐จ๐ง๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐รฉ๐ฅรฉ๐ ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ ๐๐ฎ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ ๐
๐ข๐ง๐๐ง๐๐ข๐๐ซ #๐๐๐๐
_๐๐๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ญ๐ซ๐๐๐ฆ๐๐จ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ง๐ '๐๐๐ญ๐๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐ฎ๐๐ รฉ๐ญ๐๐ข๐ซ๐๐ฌ' ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐
Nohamafisinโny Delegem-paritry ny Contrรดle Financier, Andriamatoa RAKOTOMALALA Miharisoa Lanto, fa tanjona amin'ny fihaonana tahaka izao ny fametrahana ny fanarahanโny โacteurs budgรฉtairesโ ireo lalร na sy fepetra mifehy ny fitantanana ny volam-panjakana izay mifandraika amin'ny fikarakarana ireo antotan-taratasy ilaina eny anivon'ny Contrรดle Financier amin'ny fahazahoana 'VISA'. Izany dia ho fisorohana izay mety tsy ho fahatomombanana ka mahatonga ny 'rejet' sy hampihenana ihany koa izay mety ho gaboraraka aminโny fampiasana ny volam-panjakana.