๐ฅ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ___ ๐ญ๐๐ฅ๐๐ญ๐ ๐๐ ๐๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ซ๐จ๐๐ข๐ ๐๐ ๐๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐๐๐๐ | ๐๐ญ๐ซ๐ข๐ค'๐๐ฌ๐ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ค๐๐ฅ๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ค๐๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ง๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ค๐๐ซ๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐รฉ๐ฅรฉ๐ ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ ๐๐ฎ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ ๐
๐ข๐ง๐๐ง๐๐ข๐๐ซ ๐๐๐๐๐, ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ญ๐๐ซ๐ข๐ก๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐, ๐๐๐ฆ๐๐ญ๐จ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐จ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ฅ๐๐ฅ๐
Ireto teboka telo (03) ireto no novelabelarina tamin' ireo mpiantsehatra eo amin'ny fitantanam-bolam-panjakana tonga marobe nanatrika ny fotoana ๐ 'exรฉcution budgรฉtaire' โ 'gestion de la comptabilitรฉ des matiรจres' โ ary 'marchรฉs publics' โ
Nisy ny dinika sy ny fifanakalozana hoentina manatsara ny fomba fiasa aorian'ny fihaonana.
Tonga nanome voninahitra ny fotoana Andriamatoa Prรฉfet avy ao amin'ny faritra Itasy sy Ramatoa 'Directeur de l'Administration Gรฉnรฉrale et Rรฉgionale' izay nisolo tena ny Governoran'ny faritra.
Nanatevin-daharana tamin'ny fifanakalozana kosa ny 'Service Rรฉgional du Budget' Itasy.