𝐃𝐑𝐂𝐅 πŒπ„π‹π€πŠπ˜ / πŒππˆπ’π„π‡π€π“π‘π€ π„πŽ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 π“π’π„ππ€πŒ-ππ€π‘πŽ-ππ€ππ‰π€πŠπ€ππ€



Nisy ny 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀'𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚π₯𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 mahakasika 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚𝐦-π›πšπ«π¨-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 sy 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐞𝐭𝐒𝐀𝐚 𝐦𝐒𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 π•πˆπ’π€ 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚𝐦-π›πšπ«π¨-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚, izay nokarakarain’ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_MELAKY niarahana tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny tsenam-baro-panjakana any amin'ny faritra ny alakamisy 16 sy zoma 17 mey 2024 teo.


Tanjona napetraky ny delegem-paritry ny ContrΓ΄le Financier Andriamatoa RAMANANJARA Ndriatsarafara sy ireo mpiara-miasa aminy tamin’ny alalan’izany hetsika izany β˜‘οΈ ny hampihenana ny β€˜rejet’ na fandavanana ny fanomezana VISA an’ireo antontan-taratasy tonga eny anivon’ny #DRCF_Melaky ary β˜‘οΈ ny fizarana vaovao mba hanamafisana sy hampitoviana ny fahaiza-manao eo amin'ireo mpisehatra rehetra any amin’ny faritra.