๐ƒ๐‘๐‚๐… ๐€๐๐Ž๐’๐˜ _ CRGP



Akon'ny fandraisana anjaran'ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #DRCF_ANOSY izay notarihan'ny delegem-paritra Andriamatoa RANAIVOJAONA Solo, tamin'ny fivorian'ny ๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐ˆ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š | ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐) notanterahina ny zoma 17 mey 2024 teo ho anโ€™ny telovolana faharoa 2024, ary nihaonana tamin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana any aminโ€™ny faritra.


Nisy ny fotoana manokana izay niompana tamin'ny fampiofanana mahakasika ny tenimita mifehy ny tsenam-baro-panjakana ho anโ€™ny taona 2024. Izany moa dia niarahana nisalahy tamin'ireo ratsamangaikanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola any an-toerana.