๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐ฅ
Ao anatin'ny fanatanterahana ny asa fanaraha-maso sahanin'ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #DRCF_ANDROY, dia niompana tamin'ny fanazavana ireo fe-potoana tokony hajaina amin'ny fandraiketana tsenam-baro-panjakana โ sy ny fanentanana ireo 'Service Opรฉrationnel d'Activitรฉs' (SOA) mba hampiasa ny 'comptabilitรฉ des matiรจres' โ ny famelabelarana nentin'ny delegem-paritra Andriamatoa RANOMENJANAHARY Fernand, nandritra ny fivorian'ny ๐๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ | ๐๐ฅ๐ฎ๐ ๐รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ ๐๐ ๐ฅ๐ ๐๐๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ (๐๐๐๐) ho anโny telovolana faharoa 2024.
Nisy ny fotoana manokana izay niompana tamin'ny fampiofanana mahakasika ny tenimita mifehy ny tsenam-baro-panjakana ho anโny taona 2024. Izany moa dia niarahana nisalahy tamin'ireo ratsamangaikanโny Minisiteranโny Toekarena sy ny Fitantanam-bola any an-toerana.