๐รฉ๐ฅรฉ๐ ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ ๐๐ฎ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ ๐
๐ข๐ง๐๐ง๐๐ข๐๐ซ ๐๐๐๐๐๐ ๐ฅ ___
๐ Fanentanana ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana mahakasika ny โexรฉcution budgรฉtaireโ;
๐ Fifanakalozan-kevitra sy famahana ireo olana samihafa izay nozarain'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana, ary fandraisana vahaolana iombonana manoloana izany.
๐ Ireo teboka roa (2) lehibe ireo no niompanan'ny fandraisana anjaran'ny delegem-paritry ny Contrรดle Financier Ramatoa Nivo Lalaina RAKOTONDRAZAKA, nandritra ny fivorian'ny ๐๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ | ๐๐ฅ๐ฎ๐ ๐รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ ๐๐ ๐ฅ๐ ๐๐๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ (๐๐๐๐) faritra MENABE, izay notontosaina ny talata 18 jona 2024 teo ho an'ny telovolana faharoa 2024.