π
ππ«π’ππ«π MATSIATRA AMBONY ___ Famelabelarana arahina fifanakalozan-kevitra #ConfΓ©rence_DΓ©bat tafiditra ao anitn'ny hetsika '65 taona DGCF' ho fampahafantarana ny ContrΓ΄le Financier sy ny asa sahaniny. Izay nokarakarain'ny avy eo anivon'ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_MatsiatraAmbony tarihan'ny delegem-paritra Andriamatoa RAKOTOMALALA Miharisoa Lanto.
π ___ ππ«ππ§π¨ ππ’π―π¨π«π’ππ§'π§π² 'πΓ΄πππ₯ πππ¬ π
π’π§ππ§πππ¬'
π»πππππ π πππππ ππππ, nanasana ireo mpiantsehatra eo amin'ny lafin'ny fitantanam-bolam-panjakana eny amin'ireo 'CollectivitΓ©s Territoriales DΓ©centralisΓ©es' (CTD), 'Services Techniques DΓ©centralisΓ©s' (STD) ary 'Etablissements Publics Nationaux' (EPN). Ny solontenan'Andriamatoa isany Gouverneur Matsiatra Ambony sy PrΓ©fet moa no nanokatra tamin'ny fomba ofisialy izany fotoana izany.
π¨πππππππ ππ πππππ ππππ, nitohy tamin'ny fihaonana niarahana tamin'ireo mpianatra eny amin'ny Anjerimanontolo Andrainjato (ambaratonga Master II, sampana Droit- Economie-Gestion) ny famelabelarana narahina adihevitra.
π¨ππππππππ ππ πππππ ππππ, nofaranana tamin'ny fihaonana niarahana tamin'ireo sokajin'olona tsy ankanavaka, izay nahitana indrindra ireo mpandraharaha ara-toekarena ny hetsika.