π
ππ«π’ππ«π ITASY___ ππ€π¨π§'π§π² π‘πππ¬π’π€π 'ππ πππ¨π§π ππππ
' πππ¦π©ππ‘ππππ§πππ«ππ§π π§π² ππ¨π§ππ«Γ΄π₯π π
π’π§ππ§ππ’ππ«
Anjaran'ireo ππ’π¬ππ«π’π€π πππ₯π¨ π¦ππ§ππ«πππ’ππ«π π§π² π
ππππππ πππππ indray no nisitraka ireo π―ππ«ππ―ππ«ππ§π π¦π’π¬π¨π€πππ«π izay nokarakarain'ny avy ao amin'ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_ITASY izay tarihan'i Ramatoa RASOAMANANJARA Zoely Harilala.
Izany moa dia mifandraika hatrany amin'ny fampahafantarana ny ππππππππ π
ππππππππ π²π¬ ao anatin'ny fankalazana ny faha 65 taona nijoroany amin'ity taona 2024 ity.
Tao amin'ny distrikan'i Miarinarivo no nanombohana ny hetsika sy nanokafana ny fotoana tamin'ny fomba ofisialy ny talata 6 aogositra 2024 teo, izay teo ambany fitarihan'Andriamatoa PrΓ©fet. Tonga nanome voninahitra ny hetsika ihany koa Andriamatoa Governora mpisolo-toerana sy ny Ben'ny tanΓ nan'ny Miarinarivo.
Nitohy tany amin'ny distrikan'i Soavinandriana ny varavarana misokatra ny alarobia 7 aogositra 2024.
Nofaranana tao amin'ny distrikan'Arivonimamo ny hetsika izay niarahana hatrany tamin'ny Ben'ny tanΓ na.