π
ππ«π’ππ«π BOENY ___ ππ€π¨π§'π§π² π‘πππ¬π’π€π 'ππ πππ¨π§π ππππ
' πππ¦π©ππ‘ππππ§πππ«ππ§π π§π² ππ¨π§ππ«Γ΄π₯π π
π’π§ππ§ππ’ππ«
π
ππ«π’ππ«π πππππ π₯ ____ π°ππππππππππ’ πΏ πππππππππ - ππππ π·πΉ πππππππππ πΈπΆπΈπΊ, Anjaran'ny Faritra BOENY indray no nisitraka ny hetsika π―ππ«ππ―ππ«ππ§π π¦π’π¬π¨π€πππ«π ho fanamarihana ny fankalazana ny faha 65 taona nijoroan'ny ππ¨π§ππ«Γ΄π₯π π
π’π§ππ§ππ’ππ« amin'ity taona 2024 ity.
Teny aminβny βHΓ΄tel de villeβ sy ny βMaison des Financesβ Boeny no nanatanterahanβny avy ao amin'ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_BOENY , izay tarihan'Andriamatoa Bahia RASOLO, ireo varavarana misokatra nentina nampahafantarana ny ππ¨π§ππ«Γ΄π₯π π
π’π§ππ§ππ’ππ« sy ireo asa sahaniny, ny fomba fiasany ary ny anjara biriky entiny ho fampandrosoana ny firenena.
Anisan'ireo tonga nanotrona izao hetsika izao moa ireo tompon'andraikitry ny Foibem-pitondrana ara-paritra eo anivon'ny Minisiteranβny Toekarena sy ny Fitantanam-bola eny an-toerana.