π…πšπ«π’π­π«πš SOFIA ___ 𝐀𝐀𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚 'πŸ”πŸ“ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžπ«



β˜‘οΈNosokafana tamin'ny fomba ofisialy nandritra ny fihaonana iraisam-paritra momba ny fitantanam-panjakana izay notanterahina ny alarobia 25 septambra 2024 ny hetsika, ary natrehan'ireo tomponandraikim-panjakana sy tomponandraikim-paritra eo anivon'ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ary ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana eny an-toerana.

β˜‘οΈNy Sekretera Jeneralin'ny faritra SOFIA sy ny solontenan'ny PrΓ©fet no nitarika ireo mpitsidika ny vararavarana misokatra notanterahin'ny avy ao amin'ny 'DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier' #DRCF_SOFIA , tarihan'Andriamatoa NTSAY Jean Jacques, izay naharitra hatramin'ny sabotsy 28 septambra 2024.

πŸ“ŒNavoitra hatrany nandritra ireo fotoana ireo ny fampahafantarana ny 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžr 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧𝐒𝐧𝐲, 𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐟𝐒𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐛𝐒𝐫𝐒𝐀𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐒𝐧𝐲 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚