๐
๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ANALANJIROFO ___ ๐๐ค๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ '๐๐ ๐ญ๐๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐
' ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ ๐
๐ข๐ง๐๐ง๐๐ข๐๐ซ
Notanterahina ny 16 ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ 18 ๐ฐ๐ฌ๐ต๐ฐ๐ฃ๐ณ๐ข 2024 ny hetsika fankalazana ny faha 65 taona nijoroan'ny Contrรดle Financier ho an'ny faritra ANALANJIROFO.
Nanamarihanโny avy ao amin'ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #DRCF_ANALANJIROFO izay tarihan'Andriamatoa ANDRIANIRINA Patrice izany ny :
๐Famelabelarana narahina fifanakalozan-kevitra #ConfรฉrenceDรฉbat notarihan'Andriamatoa Prรฉfet an'i Fenoarivo Atsinanana sy Ramatoa Governoran'ny faritra mpisolo toerana, natrehan'ireo manampahefana sivily sy miaramila ary ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana any an-toerana, narahina ๐ #VaravaranaMisokatra ho anโny daholobe.
๐Tsiahivina fa tanjona fototra napetraka mandritra ny fankalazana ny faha 65 taonan'ny DGCF amin'ity taona 2024 ity ny fampahafantarana ny Contrรดle Financier sy ny anjara biriky entiny ho fampandrosoana ny firenena.