Faritra IHOROMBE __ Akon'ny hetsika '65 taona DGCF' fampahafantarana ny Contrรดle Financier
๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฅ ___ Ny ๐ข๐ญ๐ข๐ฌ๐ข๐ฎ๐ช๐ด๐บ 19 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข no nanatanteraka ny varavarana misokatra izay tafiditra ao anatin'ny ๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐๐๐ง๐ค๐๐ฅ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ #๐๐๐ญ๐๐จ๐ง๐๐๐๐๐
๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ ๐
๐ข๐ง๐๐ง๐๐ข๐๐ซ ny avy eo anivon'ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #DRCF_IHOROMBE tarihan'Andriamatoa ANDRIANTAHINA Stephanson.
๐ Fahombiazana tanteraka ny hetsika izay nahaliana ireo mpitsidika tonga maro, indrindra ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana sy ireo mpianatra eny amin'ny ambaratonga ambony.