Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny '饾棧饾椉饾榾饾榿饾棽 饾棻饾棽 饾棖饾椉饾椈饾榿饾椏么饾椆饾棽 饾棛饾椂饾椈饾棶饾椈饾棸饾椂饾棽饾椏' ao 饾棪饾棶饾椂饾椈饾榿饾棽 饾棤饾棶饾椏饾椂饾棽.



Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy androany alarobia 26 febroary 2025 ny '饾棧饾椉饾榾饾榿饾棽 饾棻饾棽 饾棖饾椉饾椈饾榿饾椏么饾椆饾棽 饾棛饾椂饾椈饾棶饾椈饾棸饾椂饾棽饾椏' ao 饾棪饾棶饾椂饾椈饾榿饾棽 饾棤饾棶饾椏饾椂饾棽.

馃搶 Teny an-toerana ny Tale Jeneralin'ny Contr么le Financier, Andriamatoa RASAHAVELO, izay notronin'ireo tompon'andraikim-panjakana na ireo solontenany avy, ireo mpisehatra amin'ny volam-panjakana ary ny mpiara-miasa avy eto amin'ny Contr么le Financier.

馃搶 Tafiditra indrindra amin'ny fanamby napetrakin'ny Contr么le Financier amin'ny hanatsarana hatrany ny fanaraha-maso ny fitantanam-bolam-panjakana moa izao fanokafana ny Poste de Contr么le Financier ao Sainte Marie izao, satria dia afaka misitraka raharaha avy hatrany ao an-toerana ireo sampandraharaham-panjakana sy ny Commune Urbaine Sainte Marie, raha voatery niampita rano namonjy tany Fenerive-Est teny anivon'ny Delegasionim-paritry ny Contr么le Financier Analanjirofo izy ireo teo aloha.