๐Ÿ—“๏ธ 15 ๐˜ด๐˜ฆ๐˜ฑ๐˜ต๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ 31 ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025,



๐Ÿ‘ฅ Hisy ny fihaonan'ireo ๐——๐—ฒ๐—น๐—ฒ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฟรด๐—น๐—ฒ ๐—™๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ aminโ€™ireo ''๐—”๐—ฐ๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—•๐˜‚๐—ฑ๐—ดรฉ๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€' izay misehatra eo aminโ€™ny fitantanam-bolam-panjakana eny anivonโ€™ireo Andrim-panjakana, Minisitera, ary Antokon-draharaham-panjakana.

_____ Ity hetsika fanaonโ€™ny Contrรดle Financier isan-taona ity dia mifandraika aminโ€™ny andraikitra maha '๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐—ฒ๐—ถ๐—น๐—น๐—ฒ๐—ฟ ๐—™๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ' _ mpanolotsaina azy eo aminโ€™ny lafinโ€™ny famolavolana sy fanatanterahana ny tetibolam-panjakana, ankoatry ny maha mpanara-maso ny fitantanam-bolam-panjakana azy, araka ny voalazanโ€™ny ๐˜“๐˜ข๐˜ญร ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ญ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข 2016-009 ๐˜ต๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ 22 ๐˜ˆ๐˜ฐ๐˜จ๐˜ฐ๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข 2016

๐—œ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

๐Ÿ“__ Fanamafisana aminโ€™ireo โ€˜Acteurs Budgรฉtairesโ€™ ireo dingana aminโ€™ny fanatanterahana ny fandaniam-bolam-panjakana, mba hiantohana fa mifanaraka aminโ€™ny lalร na sy fitsipika manan-kery izany.

๐Ÿ“__ Fanaovana jery todika ny zava-bita sy izay mety lesoka nitranga mba hampitoviana ny fomba fijery sy ny fomba fiasa eo aminโ€™ny roa tonta, ho fanafainganana ny fanatanterahana ny tetibolam-panjakana sy ho fanatsarana ny fitantanam-bolam-panjakana.

๐Ÿ“__ Fandrindrana ny fanaraha-maso aloha sy aoriana sahanin'ny Contrรดle Financier