k Ministère de l'Economie et des Finances

icon_suggestion_box

MINISTERE DE L'ECONOMIE ET DES FINANCES

Nankatoavina tamin’ny Filankevitry ny Minisitra ny 20 Septambra 2023 ny fikarakaràna ny antontan-taratasy mahakasika ny « intégration » an’ireo "agents non-encadrés de l'Etat (Contractuels EFA)" , miasa eny anivon’ny Minisitera sy ireo Andrim-panjakana samihafa, araka ny lalàna 94-025 ny 17 Novambra 1994. Marihana fa andiany voalohany ireo izay nofantenana manaraka ireto mason-tsivana telo manaraka ireto:

  • Mpiasa nahatratra ny fetran-taona tokony hisotroana ronono nefa tsy nahavita « intégration »
  • Mpiasa 55 taona no mihoatra, manakaiky ny fetran-taona hisotroana ronono
  • Mpiasa nahafeno folo taona niasàna.

Tsara ny manamarika fa ireo mpiasa, na nahafeno ireo mason-tsivana ireo aza, ka tsy voarakitra ao anatin'ny rindrambaiko AUGURE dia tsy tafiditra ao anatin'ny lisitra voalaza etsy ambony. Ho an'ireo mpiasa am-pisitahana (agents détachés), na nalefa hiasa any amina minisitera hafa (mise à disposition), dia voasoratra na any amin'ny Minisitera niaviany, na any amin’ny minisitera mandray azy izy ireo.

Ny andiany manaraka dia andalam-panamarinana ary hamoahana lisitra hafa, izay hoentina eny anivon’ny Filankevitry ny Minisitra. Ireo rehetra voakasik'izany dia hasaina hanamarina fa voasoratra anatin'ny rindrambaiko « AUGURE » hahafahana mikarakara ny antontan-taratasin'izy ireo anatin'ny andiany faharoa.

Lisitr'ireo mpiasa
351267 ANDRIANASOLOMIHAMINA Veloharinofy PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
351268 RAJOELIMAHEFA Hanitra Valerie Marie Paule PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
351269 RAKOTOARIVONY Stephane Andriantsilavina PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
351270 RAKOTOMALALA Nambinintsoa Rindranirina PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
351271 RAFAMANTANANTSOA Mananjara Nanjarivelo PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
351287 RANDRIANASOLO Mihantrarisoa Lea PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
247234 RATSARAMIARINA LALASOA ANJARAFARA Onivola PRIMATURE
286395 ANDRIAMALALA Hanitriniala Claudia PRIMATURE
329545 RASOLOFOARISOA Lydie Andree PRIMATURE
335950 RANAIVOARISON Adrien Drouot PRIMATURE
357216 RAMBELOSON Veroharinelina Faramalala PRIMATURE
370710 RANAIVO Andriamparaniony Faly PRIMATURE
282493 ANDRIANATOANDROVOLOLONALATOKY Herisoa Lalaina PRIMATURE
310553 RAKOTONDRAINIBE Andriamirana PRIMATURE
319841 RASOLONDRAIZAFY Jean Fidison PRIMATURE