.

Fampidirana

Mety efa nanana raharaha nokarakaraina teto anivon'ny Ministeran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ianao. Tianay ny handrefy sy hanombana ny fahafaham-pon'ireo manan-draharaha eto amin'ny Minisitera, ahafahanay mitondra fanatsarana amin'ny asa atolotray. Ny Fanadihadiana dia tsy ampiasàna anarana*. Maharitra dimy minitra eo ho eo izany.

Isaoranay mialoha ny fandraisanao anjara.

*Ny angom-baovao dia tsy itononana anarana fa natao ankapobeny ahafahana manao antontan'isa sy fandalinana.

Mombamomba ny mpamaly (Tsindrio ny fanontaniana ho valiana)

F.1 Ny toeram-piasanao ...

F.2 Ny asanao...

F.3 Ny faritra misy anao...

Famantarana ankapoben'ny fahafaham-po (Tsindrio ny fanontaniana ho valiana)

F.4 Nanan-draharaha tato amin'ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ve ianao tato anatin'ny roa taona ?

F.4.1 Iza no Sampan-draharaha nahafapo anao indrindra ?

F.4.2 Iza no Sampan-draharaha tena tsy nahafapo anao ?

F.5 Ny kalitaon'ny asa azonao avy tamin'ireo mpiasa nifandray taminao amin'ny ankapobeny dia...

F.5 Manana fifandraisana amin'ny Ivon-ketra ve ianao ?

F.6 Raha eny, Ivon-ketra aiza ?

F.7 Manao ahoana ny fahitanao ny fomba fandraisan'ny mpiasa ?

F.8 Manao ahoana ny fahitanao ny trano fandraisana.

F.9 Manao ahoana ny fahazoanao ny voarakitra ao anatin'ny rijan-teny sy ireo antontan-taratasy mifandraika amin'ny hetra (Fehezan-dalàna ankapobeny momba ny Hetra, Lalàna, Naoty...) ?

F.10 Manampy anao amin'ny fanefàna ny andraikitra mikasika ny hetra ve ny fanenàna ny fikirakirana taratasy (dématérialisation) amin'izao vanim-potoana izao (Hetraonline, télédéclaration sy ny télépaiement ho avy,...) ?

F.11 Misedra olana ve ianao mandritra ny fanambarana ara-ketra isam-banim-potoana ?

F.12 Efa nomenao ny fandraharahana na ny biraon'ny vola miditra ve ny mailaka ahafahana mifandray aminao ?

Raha eny, maharay mailaka fampahafantarana avy amin'ny biraon'ny vola miditra ve ianao ?

F.13 Fantatrao ve fa ny Foibem-pitantanana ankapoben'ny Hetra dia manana ny tranokalany ?

Efa nitsidika izany ve ianao ?

F.14 Voahaja ve ny zonao mandritra ny fisavana ara-ketra ?

F.15 Nahatsapa fanerena amin'ny fanefan-ketra ve ianao ?

F.16 Inona avy ireo olana efa hitanao mahakasika ny fisavana ara-ketra ?

F.17 Efa nisy namporisika an-kolaka na mivantana ve ianao hanao kolikoly ?

Famantarana amin'ny antsipiriany ny fahafaham-po (Tsindrio ny fanontaniana ho valiana)

F.6 Momba ny fandraisana anao. Nanao ahoana ny fahafaham-ponao mahakasika izany...?

Tena nahafa-po Nahafa-po ihany Tsy dia nahafa-po Tsy nahafa-po mihitsy tsy voakasika
Ny hamoran'ny fahitana ny toerana aleha
Ny trano, ny toerana fiandrasana
Ny ora fisokafana
Ny fahamorana fahitana olona handray
Ny fandraisana sy ny fikarakaran'ny olona nandray
Ny tolo-kevitra mazava amin'ireo dingana tokony arahana
Ny hamoran'ny fahitàna ny sampan-draharaha ho atonina
Ny hazavan'ny teny sy ny soratra nifaneraserana

F.7 Farany, momba ny fikarakarana ny fangatahanao. Nanao ahoana ny fahafaham-ponao ?

Tena nahafa-po Nahafa-po ihany Tsy dia nahafa-po Tsy nahafa-po mihitsy tsy voakasika
Ny fivezivezena nataonao
Ny fahazoana vaovao momba ny fivoaran'ny fangatahanao
Ny valin'ny fikarakarana ny fangatahanao
Ny fotoana nikarakarana ny fangatahanao
Ny fahaizan'ny olona nandray anao
Ny fanitsiana raha nisy diso teo amin'ny dingana samihafa
Ny fanatsarana andrasanao (Tsindrio ny fanontaniana ho valiana)

F.8 Inona avy no andrasanao eo amin'ny fanatsarana ny fandraisana sy fikarakarana ?

F.8.1 Inona no tena nahafa-po anao manokana tamin'ny raharaha nikarakarana anao ?

F.8.2 Inona no tena tsy nahafa-po anao tamin'ny raharaha nikarakarana anao ?

F.8.3 Nahitanao trangana kolikoly na fanavakavahana ve teo amin'ny fikarakarana ny anton-draharahanao ?

Fanombanana momba ny kalitao (Tsindrio ny fanontaniana ho valiana)

F.9 Araka ny traikefa azonao tamin'ny fikarakarana natao anao, dia nahazoanao vokatra tsara, ratsy, na koa sady tsy tsara no tsy ratsy teto amin'ny minisitera mahakasika ny...

Tsara Ratsy Tsy manana hevitra
Ny fahombiazana
Ny fahaizana mandray ny olona rehetra amin'ny fomba mitovy
Ny fahatokisanao ny Minisitera
Fisaorana

Mankasitraka anao indrindra nandray anjara tamin'ny fanadihadiana !

Introduction au questionnaire

Vous avez certainement eu recours aux services du Ministère de l'Economie et des Finances. Nous souhaitons évaluer la satisfaction de nos usagers dans le but d'améliorer notre service. Pour participer, nous vous prions de remplir le questionnaire ci-après. L'enquête est anonyme*. Elle dure environ 05 minutes.

Nous vous remercions par avance pour votre implication.

*Les informations recueillies sont traitées de manière anonyme et globale, uniquement dans un but statistique et d'étude.

Profil des répondants (Cliquez sur la question pour répondre)

Q.1 Votre entité...

Q.2 Vous êtes...

Q.3 Votre localisation...

Indication globale de satisfaction (Cliquez sur la question pour répondre)

Q.4 Au cours de ces deux dernières années, avez-vous eu recours aux services du MEF ?

Q.4.1 Quel est le service qui vous a le plus satisfait ?

Q.4.2 Quel est le service qui vous a le moins satisfait ?

Q.5 Concernant le service qui vous a été fourni lors de vos contacts avec le Ministère, globalement vous diriez que vous êtes...

Q.5 Entretenez-vous des relations avec un Centre Fiscal ?

Q.6 Préciser, de quel Centre Fiscal s'agit-il ?

Q.7 Donnez votre avis sur l'accueil de nos agents ?

Q.8 Evaluez la convivialité de nos locaux.

Q.9 La compréhension du contenu des textes fiscaux et divers documents fiscaux (CGI, Lois, Notes, ...) vous semble-t-il facile ou difficile ?

Q.10 La dématérialisation d'aujourd'hui (Hetraonline, hetraphone, télédéclaration, prochainement télépaiement, ...) vous aide-t-elle dans l'accomplissement de vos obligations fiscales ?

Q.11 Rencontrez-vous des difficultés au moment de vos déclarations périodiques ?

Q.12 Avez-vous communiqué votre adresse mail à l'Administration ou bureau de recettes ?

Si oui, recevez-vous systématiquement des notes ou communiqués émanant de la DGI?

Q.13 Savez-vous que la DGI dispose d'un site web ?

Avez-vous déjà consulté ce site ?

Q.14 Lors d'un contrôle fiscal, vos droits ont-ils été respectés ?

Q.15 Vous êtes-vous déjà senti harcelé fiscalement ?

Q.16 Quels autres problèmes avez-vous déjà rencontré en matière de contrôle fiscal ?

Q.17 Avez-vous déjà fait l'objet d'une incitation directe ou indirecte à la corruption ?

Indicateurs détaillés de satisfaction (Cliquez sur la question pour répondre)

Q.6 Et à propos de l'ACCUEIL que vous avez reçu. Quel est votre niveau de satisfaction concernant...?

Tout à fait satisfait Plutôt satisfait Pas vraiment satisfait Pas du tout satisfait Non concerné
La facilité d'accès à l'établissement
L'aménagement et le confort de l'espace d'attente
Les horaires d'ouverture
La facilité à entrer en contact avec un interlocuteur
L'amabilité et la disponibilité de votre interlocuteur
La clarté de l'information sur les différentes étapes à accomplir
La facilité à identifier les services à contacter
La clarté du vocabulaire (écrit et parlé)

Q.7 Enfin, à propos du TRAITEMENT DE VOTRE DEMANDE. Quel est votre niveau de satisfation concernant... ?

Tout à fait satisfait Plutôt satisfait Pas vraiment satisfait Pas du tout satisfait Non concerné
Le nombre de déplacements que vous avez dû effectuer
L'information sur l'état d'avancement de votre demande
Le résultat du traitement de votre demande
Le délai de traitement de votre demande
La compétence de votre interlocuteur
Le traitement des erreurs survenues lors de vos démarches, le cas échéant
Vos attentes d'amélioration (Cliquez sur la question pour répondre)

Q.8 Quelles sont vos principales attentes en termes d'amélioration du service ?

Q.8.1 Concernant le service qui vous a été fourni, qu'est-ce qui vous a particulièrement PLU ?

Q.8.2 Concernant le service qui vous a été fourni, qu'est-ce qui vous a particulièrement DEPLU ?

Q.8.3 Avez-vous été victime ou témoin d'un cas de corruption ou de discrimination à l'occasion de votre recours à nos services ?

Retombées en termes d'image (Cliquez sur la question pour répondre)

Q.9 Diriez-vous que l'expérience que vous avez eue avec nos services a eu un impact plutôt positif, plutôt négatif, ou ni positif ni négatif sur l'image que vous avez de notre département concernant...

Plutôt posifit Plutôt négatif Ni positif ni négatif
Notre efficacité
Notre capacité à traiter les citoyens de manière équitable
La confiance que vous inspire le Ministère
Remerciement

Merci d'avoir participé à cette enquête !