Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395096 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Fandaminana ny fizarana Fisotroan-dronono eny amin'ny Tahirimbolam-panjakana :: Jona 2020
Toy ny isan-taona dia miroso ny andro voalohany andoavan'ny Tahirimbolam-panjakana ny fisotroan-dronono volana Jona. Izany no atao dia mba ahafahan'ireo Zokiolona manomana malalaka ny asaramanitra. Ho an'ireo any amin'ny faritra kosa dia miankina amin'ny fahatongavan'ny "titre de pension" any an-toerana ny fanombohan'ny fitsinjarana. Efa noezahana nalefa mialoha any amin'ny Paositra ihany ireo.
|













